FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Fa izay mandà ahy eo anatrehan’ny olona kosa, dia holaviko+ koa eo anatrehan’ny Raiko any an-danitra.

  • Hebreo 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa tsy vao mainka ve ho mafy kokoa, araka ny hevitrareo, ny sazy+ ho mendrika an’izay manitsaka+ ny Zanak’Andriamanitra sy mihevitra fa tsy dia manao ahoana ny ran’ny+ fifanekena nanamasinana azy, ary maniratsira ny fanahin’ny+ hatsaram-panahy tsy manam-paharoa?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara