Jaona 12:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Minoa ny mazava dieny mbola eo aminareo izy, mba ho tonga zanaky ny mazava ianareo.”+ Nilaza izany i Jesosy, dia lasa ka niafina an’ireo. Jaona 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Tonga aho ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina+ izay mino ahy. 1 Jaona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+
36 Minoa ny mazava dieny mbola eo aminareo izy, mba ho tonga zanaky ny mazava ianareo.”+ Nilaza izany i Jesosy, dia lasa ka niafina an’ireo.
46 Tonga aho ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina+ izay mino ahy.
7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+