Jaona 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hoy ihany izy tamin’ireo: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’ity tontolo ity,+ izaho tsy avy amin’ity tontolo ity.+
23 Koa hoy ihany izy tamin’ireo: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’ity tontolo ity,+ izaho tsy avy amin’ity tontolo ity.+