Jaona 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Manan-javatra maro holazaina momba anareo aho ary manan-javatra maro hotsaraina. Marina ilay naniraka ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.”+ Jaona 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo,+ satria ampahafantariko anareo izay rehetra reko avy tamin’ny Raiko.+
26 Manan-javatra maro holazaina momba anareo aho ary manan-javatra maro hotsaraina. Marina ilay naniraka ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.”+
15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo,+ satria ampahafantariko anareo izay rehetra reko avy tamin’ny Raiko.+