FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 11:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Natolotry ny Raiko ahy ny zava-drehetra,+ ary tsy misy tena mahafantatra ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ na tena mahafantatra ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana azy.+

  • Matio 28:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra+ any an-danitra sy etỳ an-tany.

  • Lioka 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Efa natolotry+ ny Raiko ahy ny zava-drehetra, ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ ary tsy misy mahalala ny Ray afa-tsy ny Zanaka+ sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana ny Ray.”

  • Jaona 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa efa nomenao fahefana amin’ny nofo rehetra izy+ mba hanomezany fiainana mandrakizay+ ho an’izay rehetra nomenao azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara