FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+

  • Daniela 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary aoka ho fantatrao sy ho azonao tsara fa manomboka amin’ny fotoana hivoahan’ny didy+ hanarenana an’i Jerosalema sy hanamboarana azy,+ mandra-pahatongan’ny Mesia+ Mpitarika,+ dia hisy fito herinandro sy roa amby enimpolo herinandro.+ Haorina indray i Jerosalema ka hamboarina, sady hasiana tany malalaka sy hadivory. Ao anatin’ny fotoam-pahoriana anefa no hanaovana izany.

  • Jaona 1:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nahita an’i Simona rahalahiny, aloha i Andrea, ka nanao hoe: “Efa hitanay ny Mesia!”+—na Kristy,+ raha adika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara