Matio 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Any amin’izay tanàna na vohitra idiranareo, dia tadiavo izay mendrika ao, ka mitoera ao mandra-pialanareo.+ Asan’ny Apostoly 10:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa nandidy ny hanaovana batisa azy ireo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ izy. Dia nangataka an’i Petera hijanona andro vitsivitsy tany izy ireo.
11 “Any amin’izay tanàna na vohitra idiranareo, dia tadiavo izay mendrika ao, ka mitoera ao mandra-pialanareo.+
48 Koa nandidy ny hanaovana batisa azy ireo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ izy. Dia nangataka an’i Petera hijanona andro vitsivitsy tany izy ireo.