Asan’ny Apostoly 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa holazainy aminao izay hahavoavonjy+ anao sy ny ankohonanao manontolo.’ Asan’ny Apostoly 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanjary nino ny Tompo anefa i Krispo+ mpitantana an’ilay synagoga, mbamin’ny ankohonany manontolo. Ary tonga mpino ny ankamaroan’ny Korintianina izay nandre ilay fitoriana, ka natao batisa.
8 Nanjary nino ny Tompo anefa i Krispo+ mpitantana an’ilay synagoga, mbamin’ny ankohonany manontolo. Ary tonga mpino ny ankamaroan’ny Korintianina izay nandre ilay fitoriana, ka natao batisa.