-
Eksodosy 12:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “‘Ary ho fahatsiarovana ho anareo io andro io, ka hankalazainareo ho fety ho an’i Jehovah hatramin’ny taranakareo fara mandimby. Tokony hankalaza an’io andro io ianareo. Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.
-
-
Deoteronomia 16:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “Intelo isan-taona ny lehilahy rehetra eo aminao no hiseho eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao, any amin’izay toerana hofidiny:+ Amin’ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay,+ sy ny fetin’ireo herinandro,+ ary ny fetin’ny trano rantsankazo.+ Aoka tsy hisy hitondra tanam-polo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah.+
-