Lioka 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nanatona izy ka nikasika an’ilay filanjana faty ary nijanona ny mpilanja. Koa hoy izy: “Ry tovolahy, hoy aho aminao: Miarena!”+ Lioka 8:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Nandray ny tanany anefa i Jesosy, ka niantso hoe: “Ry zazavavy, miarena!”+ Jaona 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.+ Apokalypsy 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 sy ilay velona.+ Efa maty+ aho, nefa velona mandrakizay mandrakizay,+ sady manana ny lakilen’ny fahafatesana+ sy ny Fasana.*+
14 Dia nanatona izy ka nikasika an’ilay filanjana faty ary nijanona ny mpilanja. Koa hoy izy: “Ry tovolahy, hoy aho aminao: Miarena!”+
25 Koa hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.+
18 sy ilay velona.+ Efa maty+ aho, nefa velona mandrakizay mandrakizay,+ sady manana ny lakilen’ny fahafatesana+ sy ny Fasana.*+