Jaona 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa namaly i Jesosy hoe: “Na dia mijoro ho vavolombelon’ny tenako aza aho, dia marina ny fanambarako,+ satria fantatro izay niaviako sy izay alehako.+ Fa ianareo tsy mahalala izay niaviako sy izay alehako.
14 Fa namaly i Jesosy hoe: “Na dia mijoro ho vavolombelon’ny tenako aza aho, dia marina ny fanambarako,+ satria fantatro izay niaviako sy izay alehako.+ Fa ianareo tsy mahalala izay niaviako sy izay alehako.