Matio 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha vao nahita azy nandeha teo ambony ranomasina ireo, dia raiki-tahotra ka nilaza hoe: “Misy zavatra hafahafa iny!”+ Koa niantsoantso ireo fa natahotra. Marka 6:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Raha vao nahita azy nandeha teo ambony ranomasina ireo, dia nihevitra hoe: “Misy zavatra hafahafa iny!” Ary niantsoantso mafy ireo,+
26 Raha vao nahita azy nandeha teo ambony ranomasina ireo, dia raiki-tahotra ka nilaza hoe: “Misy zavatra hafahafa iny!”+ Koa niantsoantso ireo fa natahotra.
49 Raha vao nahita azy nandeha teo ambony ranomasina ireo, dia nihevitra hoe: “Misy zavatra hafahafa iny!” Ary niantsoantso mafy ireo,+