FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany,+ koa aoka Izy hamonjy azy!+

      Aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy!”+

  • Matio 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Injay koa nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako,+ izay sitrako.”+

  • Asan’ny Apostoly 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ry Israelita, henoy izao teny izao: I Jesosy avy any Nazareta+ no lehilahy nasehon’Andriamanitra an-karihary taminareo tamin’ny fahagagana+ sy fambara ary famantarana. Tamin’ny alalany no nanaovan’Andriamanitra izany teo aminareo,+ ary fantatrareo tsara izany.

  • 2 Petera 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy+ rehefa tonga taminy izao teny nataon’ilay be voninahitra izao: “Io no zanako malalako izay sitrako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara