Jaona 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa toy ny ananan’ny Ray fiainana ao aminy+ no anomezany alalana ny Zanaka mba hanana fiainana ao aminy.+ 1 Korintianina 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa tahaka ny ahafatesan’ny rehetra ao amin’i Adama,+ no hamelomana ny rehetra koa ao amin’i Kristy.+
26 Fa toy ny ananan’ny Ray fiainana ao aminy+ no anomezany alalana ny Zanaka mba hanana fiainana ao aminy.+
22 Fa tahaka ny ahafatesan’ny rehetra ao amin’i Adama,+ no hamelomana ny rehetra koa ao amin’i Kristy.+