Matio 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary sambatra izay tsy tafintohina noho ny amiko.”+ Jaona 6:66 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Maro tamin’ny mpianany àry no nihemotra,+ ka tsy niara-nandeha taminy intsony.+