Jaona 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+ Jaona 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 satria tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.+ Jaona 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hoy ihany izy tamin’ireo: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’ity tontolo ity,+ izaho tsy avy amin’ity tontolo ity.+ Asan’ny Apostoly 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nony avy nilaza izany izy, dia nakarina+ teo imason’izy ireo. Ary nisy rahona nanarona azy ka tsy hitan’ireo intsony izy.+ Efesianina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa izany no ilazany hoe: “Nitondra babo izy rehefa niakatra tany amin’ny avo, ary nanolotra lehilahy ho fanomezana.”+
13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+
38 satria tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.+
23 Koa hoy ihany izy tamin’ireo: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’ity tontolo ity,+ izaho tsy avy amin’ity tontolo ity.+
9 Nony avy nilaza izany izy, dia nakarina+ teo imason’izy ireo. Ary nisy rahona nanarona azy ka tsy hitan’ireo intsony izy.+
8 Koa izany no ilazany hoe: “Nitondra babo izy rehefa niakatra tany amin’ny avo, ary nanolotra lehilahy ho fanomezana.”+