FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 15:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Fa izao mihitsy no voasoratra: “Tonga zavamananaina* i Adama voalohany.”+ Ary i Adama farany kosa tonga fanahy*+ mahavelona.+

  • 2 Korintianina 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izy tokoa no nahatonga anay ho ampy fahaizana mba ho tonga mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ eny, tsy mpanompon’ny fehezan-dalàna an-tsoratra+ fa mpanompon’ny fanahy.+ Fa manameloka+ ho faty ilay fehezan-dalàna an-tsoratra, fa ny fanahy kosa mahavelona.+

  • Galatianina 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny nofony.+ Fa izay mamafy ho an’ny fanahy+ kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara