Jaona 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa i Jesosy: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,* ravehivavy?+ Mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho ahy.”+ Jaona 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa notadiavin’izy ireo hosamborina izy,+ nefa tsy nisy nisambotra azy, satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy.
4 Hoy anefa i Jesosy: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,* ravehivavy?+ Mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho ahy.”+
30 Koa notadiavin’izy ireo hosamborina izy,+ nefa tsy nisy nisambotra azy, satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy.