Jaona 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Teo amin’ny toerana fitehirizam-bola+ sy zava-tsarobidy no nilazany izany, raha nampianatra tao amin’ny tempoly izy. Fa tsy nisy nisambotra azy,+ satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy.
20 Teo amin’ny toerana fitehirizam-bola+ sy zava-tsarobidy no nilazany izany, raha nampianatra tao amin’ny tempoly izy. Fa tsy nisy nisambotra azy,+ satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy.