Matio 26:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Tonga teo amin’ny mpianatra izy nony avy eo ka niteny tamin’ireo hoe: “Mbola matory sy miala sasatra ihany ve ianareo amin’ny fotoana toy izao? Efa manakaiky anefa ny ora hamadihana ny Zanak’olona sy hanolorana azy eo an-tanan’ny mpanota.+
45 Tonga teo amin’ny mpianatra izy nony avy eo ka niteny tamin’ireo hoe: “Mbola matory sy miala sasatra ihany ve ianareo amin’ny fotoana toy izao? Efa manakaiky anefa ny ora hamadihana ny Zanak’olona sy hanolorana azy eo an-tanan’ny mpanota.+