Jaona 8:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Dia hoy ny Jiosy: “Tsy marina ve ny voalazanay fa Samaritanina+ tokoa ianao sady misy demonia?”+ Jaona 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary maro no nanao hoe: “Misy demonia izy,+ sady adala. Koa nahoana ianareo no mihaino azy?”