FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izao no fifanekena tokony hohajainareo, dia ny fifanekena ataoko aminareo sy amin’ny taranakao handimby anao:+ Tsy maintsy forana ny lahy rehetra eo aminareo.+

  • Genesisy 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary noforan’i Abrahama i Isaka zanany rehefa feno valo andro, araka izay efa nandidian’Andriamanitra azy.+

  • Romanina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nahazo famantarana+ izy, dia ny famorana, ho tombo-kasen’ny fahamarinana noho ny finoana nananany fony izy mbola tsy voafora. Eny, nahazo ilay famantarana izy mba hahatongavany ho rain’izay+ rehetra manam-pinoana+ nefa tsy voafora, ka hanekena an’ireny ho isan’ny olo-marina,

  • Filipianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 satria noforana tamin’ny andro fahavalo+ aho, avy tamin’ny taranak’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina,+ Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny amin’ny lalàna,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara