Jaona 8:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy ianareo raha Andriamanitra no Rainareo,+ satria avy tamin’Andriamanitra no nivoahako sy nahatongavako eto.+ Tsy tonga araka ny nahim-poko velively aho, fa Izy no naniraka ahy.+
42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy ianareo raha Andriamanitra no Rainareo,+ satria avy tamin’Andriamanitra no nivoahako sy nahatongavako eto.+ Tsy tonga araka ny nahim-poko velively aho, fa Izy no naniraka ahy.+