Jaona 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Manan-javatra maro holazaina momba anareo aho ary manan-javatra maro hotsaraina. Marina ilay naniraka ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.”+
26 Manan-javatra maro holazaina momba anareo aho ary manan-javatra maro hotsaraina. Marina ilay naniraka ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.”+