Jaona 8:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy fantatrareo anefa izy,+ fa izaho mahalala azy.+ Raha milaza aho fa tsy mahalala azy, dia mpandainga tahaka anareo koa. Fantatro anefa izy, ary mitandrina ny teniny aho.+
55 Tsy fantatrareo anefa izy,+ fa izaho mahalala azy.+ Raha milaza aho fa tsy mahalala azy, dia mpandainga tahaka anareo koa. Fantatro anefa izy, ary mitandrina ny teniny aho.+