Jaona 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy ny Jiosy: “Hamono tena angaha izy no manao hoe: ‘Izay alehako tsy azonareo aleha’?”+