FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+

  • Isaia 61:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+ satria i Jehovah nanosotra ahy+ hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra.+ Naniraka ahy izy mba hamehy ny ratran’ny torotoro fo;+ hanambara fahafahana amin’ny babo+ sy fampahiratana ny mason’ny voafonja;+

  • Jaona 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mamirapiratra ao anatin’ny haizina ny fahazavana,+ nefa tsy maharesy azy ny haizina.

  • Jaona 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara