Lioka 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+ Jaona 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia sitrana avy hatrany ilay lehilahy, ary nobatainy ny fandriana keliny ka nandeha izy. Sabata+ ny andro tamin’izay.
14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+
9 Dia sitrana avy hatrany ilay lehilahy, ary nobatainy ny fandriana keliny ka nandeha izy. Sabata+ ny andro tamin’izay.