Lioka 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+ Jaona 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Tonga aho ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina+ izay mino ahy.
18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+
46 Tonga aho ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ mba tsy hitoetra ao amin’ny maizina+ izay mino ahy.