FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 45:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Akanjo tsara tenona no hanaovany, rehefa hoentina eo amin’ny mpanjaka izy.+

      Entina eo aminao koa ireo virjiny namany izay mpanotrona azy.+

  • Matio 25:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary hametraka ny ondry eo ankavanany+ izy, fa ny osy eo ankaviany.+

  • Apokalypsy 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Taorian’izany, dia nahita aho, ary nisy vahoaka be+ tsy tambo isaina, avy tamin’ny firenena+ sy foko sy vahoaka+ ary fiteny+ rehetra, nitsangana teo anoloan’ny seza fiandrianana+ sy teo anatrehan’ny Zanak’ondry, nanao akanjo+ fotsy lava, ary nisy sampana palmie+ teny an-tanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara