Jaona 8:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Dia naka vato hitorahana azy izy ireo,+ kanefa niafina i Jesosy ary niala tao amin’ny tempoly. Jaona 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia naka vato hitorahana azy indray ny Jiosy.+