Jaona 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Maro no nino ny anarany+ raha nahita ny famantarana nataony,+ tamin’izy tany Jerosalema, tamin’ny fetin’ny+ Paska. Jaona 10:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary maro no nino an’i Jesosy tany.+ Jaona 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 satria izy no nankanesan’ny Jiosy maro tany, ka ninoan’ireo an’i Jesosy.+
23 Maro no nino ny anarany+ raha nahita ny famantarana nataony,+ tamin’izy tany Jerosalema, tamin’ny fetin’ny+ Paska.