FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+

  • Jaona 7:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka,+ ka hoy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, hanao famantarana+ maro noho ny vitan’ity lehilahy ity ve izy?”

  • Jaona 12:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Na dia nanao famantarana maro be teo anatrehany aza anefa izy, dia tsy ninoan’izy ireo,

  • Asan’ny Apostoly 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 hoe: “Hataontsika ahoana ireo lehilahy ireo?+ Fa nanao famantarana niavaka izy ireo, ary miharihary amin’ny mponina rehetra eto Jerosalema izany,+ ka tsy azontsika lavina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara