Marka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema sy Betifaga ary Betania,+ izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, izy ireo, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany izy,+
11 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema sy Betifaga ary Betania,+ izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, izy ireo, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany izy,+