Matio 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanisy an’iny menaka manitra iny tamin’ny vatako izy, mba hanomanana ny fandevenana ahy.+ Marka 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao izay azony natao ravehivavy, ka nasiany menaka manitra ny vatako mba hanomanana mialoha ny fandevenana ahy.+ Jaona 19:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nalain’izy roa lahy ny fatin’i Jesosy, ka nofonosiny fehim-paty niaraka tamin’ny zavamaniry mani-pofona,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mikarakara faty halevina.
8 Nanao izay azony natao ravehivavy, ka nasiany menaka manitra ny vatako mba hanomanana mialoha ny fandevenana ahy.+
40 Nalain’izy roa lahy ny fatin’i Jesosy, ka nofonosiny fehim-paty niaraka tamin’ny zavamaniry mani-pofona,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mikarakara faty halevina.