Matio 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nanomboka teo i Jesosy Kristy no nampiseho tamin’ny mpianany fa tsy maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+ Romanina 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ho amin’izany no nahafatesan’i Kristy sy nahavelomany indray,+ mba ho Tompon’ny maty+ sy ny velona+ izy. 1 Korintianina 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ry tsy misaina, tsy hovelomina izay afafinao raha tsy maty aloha.+
21 Nanomboka teo i Jesosy Kristy no nampiseho tamin’ny mpianany fa tsy maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+
9 Fa ho amin’izany no nahafatesan’i Kristy sy nahavelomany indray,+ mba ho Tompon’ny maty+ sy ny velona+ izy.