Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Injay koa nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako,+ izay sitrako.”+ Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary injay nisy feo avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako malalako izay sitrako.+ Henoy izy.”+ Marka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: “Ianao no Zanako malalako, ianao no sitrako.”+ Marka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako. Henoy izy.”+ Lioka 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina izay niendrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: “Ianao no Zanako malalako, ianao no sitrako.”+ Lioka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako, ilay nofidiko.+ Henoy izy.”+ 2 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy+ rehefa tonga taminy izao teny nataon’ilay be voninahitra izao: “Io no zanako malalako izay sitrako.”+
5 Raha mbola niteny izy, dia nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary injay nisy feo avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako malalako izay sitrako.+ Henoy izy.”+
7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako. Henoy izy.”+
22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina izay niendrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: “Ianao no Zanako malalako, ianao no sitrako.”+
17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy+ rehefa tonga taminy izao teny nataon’ilay be voninahitra izao: “Io no zanako malalako izay sitrako.”+