Jaona 11:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Fantatro fa mihaino ahy foana ianao, fa noho ireto vahoaka+ mijoro manodidina ahy ireto no nilazako izany, mba hinoany fa ianao no naniraka ahy.”+
42 Fantatro fa mihaino ahy foana ianao, fa noho ireto vahoaka+ mijoro manodidina ahy ireto no nilazako izany, mba hinoany fa ianao no naniraka ahy.”+