18 Ary tahaka ny nanamelohana ny karazan’olona rehetra noho ny heloka iray,+ no anambarana azy rehetra+ ho marina ho amin’ny fiainana,+ noho ny asa fanamarinana iray.+
9 Fa efa hitantsika i Jesosy, izay efa natao ambany kely noho ny anjely,+ sady misatroka voninahitra+ sy haja noho izy efa nandia fahafatesana,+ mba ho faty ho an’ny rehetra noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+