FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Sasao tanteraka aho ho afaka amin’ny fahadisoako,+

      Ary diovy aho ho afaka amin’ny fahotako.+

  • 1 Korintianina 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+

  • Efesianina 5:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 mba hanamasinany azy,+ ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, amin’ny alalan’ny teny.+

  • Titosy 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny nanaovantsika izay mahitsy anefa,+ fa noho ny famindram-pony.+ Novonjeny isika tamin’ny alalan’ny fanadiovana*+ izay nitondra fiainana+ ho antsika sy tamin’ny alalan’ny fanavaozan’ny fanahy* masina.+

  • Hebreo 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara