Jaona 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Io ny zanakao, ravehivavy!” Jaona 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nihazakazaka izy nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra anankiray+ tian’i Jesosy, ka nanao hoe: “Nisy naka tao am-pasana+ ny Tompo, ary tsy fantatray izay nametrahany azy.”
26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Io ny zanakao, ravehivavy!”
2 ka nihazakazaka izy nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra anankiray+ tian’i Jesosy, ka nanao hoe: “Nisy naka tao am-pasana+ ny Tompo, ary tsy fantatray izay nametrahany azy.”