2 Petera 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa raha anananareo ireo toetra ireo, sady anananareo betsaka, dia tsy havelan’izany hipetra-potsiny na tsy hahavokatra+ ianareo raha ny amin’ny fahalalana marina tsara an’i Jesosy Kristy Tompontsika.
8 Fa raha anananareo ireo toetra ireo, sady anananareo betsaka, dia tsy havelan’izany hipetra-potsiny na tsy hahavokatra+ ianareo raha ny amin’ny fahalalana marina tsara an’i Jesosy Kristy Tompontsika.