Jaona 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary miaraka amiko ilay naniraka ahy, fa tsy nandao ahy ho irery izy, satria manao izay sitrany foana aho.”+
29 Ary miaraka amiko ilay naniraka ahy, fa tsy nandao ahy ho irery izy, satria manao izay sitrany foana aho.”+