Jaona 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mbola tsy nangataka na inona na inona tamin’ny anarako ianareo, hatramin’izao. Mangataha dia hahazo ianareo, mba ho feno ny fifalianareo.+ Jaona 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho any aminao anefa aho izao, ary milaza izany eo amin’izao tontolo izao aho, amin’izay dia ho feno ny fifaliako izy ireo.+ 1 Jaona 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa manoratra aminareo momba izany àry izahay, mba ho feno ny fifaliantsika.+
24 Mbola tsy nangataka na inona na inona tamin’ny anarako ianareo, hatramin’izao. Mangataha dia hahazo ianareo, mba ho feno ny fifalianareo.+
13 Ho any aminao anefa aho izao, ary milaza izany eo amin’izao tontolo izao aho, amin’izay dia ho feno ny fifaliako izy ireo.+