Marka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny faharoa dia izao: ‘Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’+ Tsy misy didy lehibe noho ireo.” Jaona 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Omeko didy vaovao ianareo, dia ny mba hifankatiavanareo. Toy ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ 1 Tesalonianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy+ kosa, dia tsy misy tokony hosoratanay aminareo, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra+ hifankatia,+ 1 Petera 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+
34 Omeko didy vaovao ianareo, dia ny mba hifankatiavanareo. Toy ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+
9 Raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy+ kosa, dia tsy misy tokony hosoratanay aminareo, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra+ hifankatia,+
8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+