FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izaho no mpiandry+ tena tsara. Ny mpiandry tena tsara mahafoy ny ainy ho an’ny ondry.+

  • Romanina 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mahalana vao misy manaiky ho faty ho an’ny olo-marina,+ fa angamba mety hisy ihany ho sahy ho faty+ ho an’ny olona tsara fanahy.+

  • Efesianina 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy anareo+ koa, ka nanolorany ny tenany ho anareo, ho fanatitra+ sy sorona ho an’Andriamanitra mba ho hanitra mamerovero.+

  • 1 Jaona 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao no nahafantarantsika ny fitiavana:+ Satria nahafoy ny ainy* ho antsika+ izy. Koa tsy maintsy mahafoy ny aintsika ho an’ny rahalahintsika+ isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara