Jaona 9:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hoy i Jesosy: “Tsy ho nanan-keloka ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’,+ koa tsy afaka àry ny helokareo.”+
41 Hoy i Jesosy: “Tsy ho nanan-keloka ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’,+ koa tsy afaka àry ny helokareo.”+