Lioka 24:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Halefako ho aminareo ilay nampanantenain’ny Raiko. Koa mijanòna eto an-tanàna mandra-pahatongan’ny fotoana hampitafiana anareo hery avy any amin’ny avo.”+ Jaona 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa ny mpanampy, dia ny fanahy* masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, izy io no hampianatra anareo ny zava-drehetra, ary hampahatsiaro anareo izay rehetra nolazaiko taminareo.+
49 Halefako ho aminareo ilay nampanantenain’ny Raiko. Koa mijanòna eto an-tanàna mandra-pahatongan’ny fotoana hampitafiana anareo hery avy any amin’ny avo.”+
26 Fa ny mpanampy, dia ny fanahy* masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, izy io no hampianatra anareo ny zava-drehetra, ary hampahatsiaro anareo izay rehetra nolazaiko taminareo.+