Jaona 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+ Jaona 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny teny nomenao ahy mantsy no nomeko azy ireo,+ ary noraisiny ka fantany tokoa fa avy taminao aho sady solontenanao.+ Nino izy fa ianao no naniraka ahy.+
13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+
8 Ny teny nomenao ahy mantsy no nomeko azy ireo,+ ary noraisiny ka fantany tokoa fa avy taminao aho sady solontenanao.+ Nino izy fa ianao no naniraka ahy.+