1 Mpanjaka 8:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po ka omeo rariny izy,+ Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona. Jaona 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa ny Ray efa nanome ny zava-drehetra ho eo an-tanany,+ sady avy tamin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+ Hebreo 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy toerana masina nataon-tanana,+ izay tahaka an’ilay tena izy,+ no nidiran’i Kristy, fa ny lanitra mihitsy,+ mba hisehoany ankehitriny eo anatrehan’Andriamanitra ho antsika.+
49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po ka omeo rariny izy,+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona.
3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa ny Ray efa nanome ny zava-drehetra ho eo an-tanany,+ sady avy tamin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+
24 Fa tsy toerana masina nataon-tanana,+ izay tahaka an’ilay tena izy,+ no nidiran’i Kristy, fa ny lanitra mihitsy,+ mba hisehoany ankehitriny eo anatrehan’Andriamanitra ho antsika.+